Rues de Tana au temps du confinement total du 24 avril 2021
ANDRANOMANALINA:tsy misy fiara mifamoivoy fa ny olona no mbola nifanaretsaka io maraina io. By Sary Jean D

Antsahamanitra by Liva
Tia Tanindrazana
FIHIBOHANA ANALAMANGA:tsy tahaka ny omaly fa hentitra kokoa ny mpitandro filaminana androany, vao maraina dia efa nitety fokontany ny zandary sy ny polisy.Ny epicerie irery sisa no mahazo misokatra.Maro ireo voasambotra satria tsy nanaja fepetra. (sary nindramina)

mafy loha ilay malagasy eny ivandry ny tena marina , afaka miantsena tsara fa tsy olona bdb no mivoka ny trano , amin'ireo izao misy ray aman dreny miaraka amin'ny zanany nefa efa nazava tsara ny teniny prezida nanambara olona iray dia olona iray , sarotra be ve le manaraka toromarika😭💔
fifanomezan tsiny iray gony rehefa marary sanatria , saintsaino ihany ny ho avy fa aza ny androany ihany by Tiffany Curry

Fanontaniana: azon'ny sarety handehanana ve eny Masay ? by Mamy Lee
Sal Rabena Bel'air @ 08h30-24 avril 2021